The Genealogy of Saul the Benjamite
1. Now Benjamin begat Bela his firstborn, Ashbel the second, and Aharah the third,
1. Benjamin engendra Béla, son premier-né, Aschbel le second, Achrach le troisième,
1. Ary Benjamina niteraka an' i Bela,lahimatoany, sy Asbela, lahiaivo, sy Ahara, fahatelo,
2. Nohah the fourth, and Rapha the fifth.
2. Nocha le quatrième, et Rapha le cinquième.
2. Noha, fahefatra, ary Rafa, fahadimy.
3. And the sons of Bela were, Addar, and Gera, and Abihud,
3. Les fils de Béla furent: Addar, Guéra, Abihud,
3. Ary ny zanakalahin' i Bela dia Adara sy Gera sy Abihoda,
4. And Abishua, and Naaman, and Ahoah,
4. Abischua, Naaman, Achoach,
4. Sy Abisoa sy Namana sy Ahoa,
5. And Gera, and Shephuphan, and Huram.
5. Guéra, Schephuphan et Huram.
5. Sy Gera sy Sefofana ary Horama.
6. And these are the sons of Ehud: these are the heads of the fathers of the inhabitants of Geba, and they removed them to Manahath:
6. Voici les fils d`Échud, qui étaient chefs de famille parmi les habitants de Guéba, et qui les transportèrent à Manachath:
6. "Ary izao no zanakalahin' i Ehoda; lohan' ny fianakavian' ny mponina any Geba ireo, ary nitondra azy ho any Manahata ireo:"
7. And Naaman, and Ahiah, and Gera, he removed them, and begat Uzza, and Ahihud.
7. Naaman, Achija et Guéra. Guéra, qui les transporta, engendra Uzza et Achichud.
7. Dia Namana sy Ahia ary Gera, izy no nitondra ireo, ary nitondra an' i Oza sy Ahihoda izy.
8. And Shaharaim begat children in the country of Moab, after he had sent them away; Hushim and Baara were his wives.
8. Schacharaïm eut des enfants au pays de Moab, après qu`il eut renvoyé Huschim et Baara, ses femmes.
8. Ary Saharaima niteraka tao amin' ny tany Moaba taorian' ny nisaorany an' i Hosima sy Bara vadiny.
9. And he begat of Hodesh his wife, Jobab, and Zibia, and Mesha, and Malcham,
9. Il eut de Hodesch, sa femme: Jobab, Tsibja, Méscha, Malcam,
9. Ary Hodesy vadiny no niterahany an' i Jobaba sy Ziba sy Mesa sy Malkama,
10. And Jeuz, and Shachia, and Mirma. These were his sons, heads of the fathers.
10. Jeuts, Schocja et Mirma. Ce sont là ses fils, chefs de famille.
10. Sy Jeoza sy Sakia ary Mirma.Ireo no zanany lahy, samy lohan' ny fianakaviany avy.
11. And of Hushim he begat Abitub, and Elpaal.
11. Il eut de Huschim: Abithub et Elpaal.
11. Ary Hosima no niterahany an' i Abitoba sy Elpala.
12. The sons of Elpaal; Eber, and Misham, and Shamed, who built Ono, and Lod, with the towns thereof:
12. Fils d`Elpaal: Éber, Mischeam, et Schémer, qui bâtit Ono, Lod et les villes de son ressort.
12. "Ary ny zanakalahin' i Elpala dia Ebera sy Misama ary Sameda, izay nanorina an' i Ono sy Loda sy ny zanabohiny;"
13. Beriah also, and Shema, who were heads of the fathers of the inhabitants of Aijalon, who drove away the inhabitants of Gath:
13. Beria et Schéma, qui étaient chefs de famille parmi les habitants d`Ajalon, mirent en fuite les habitants de Gath.
13. "Beria koa sy Sema, izay lohan' ny fianakavian' ny mponina ao Aialona sady nandroaka ny mponina tao Gata;"
14. And Ahio, Shashak, and Jeremoth,
14. Achjo, Schaschak, Jerémoth,
14. Ary Ahio sy Sasaka sy Jeremota,
15. And Zebadiah, and Arad, and Ader,
15. Zebadja, Arad, Éder,
15. Sy Zebadia sy Arada sy Adera,
16. And Michael, and Ispah, and Joha, the sons of Beriah;
16. Micaël, Jischpha et Jocha étaient fils de Beria. -
16. "Mikaela sy Jispa sy Joha, zanakalahin' i Beria;"
17. And Zebadiah, and Meshullam, and Hezeki, and Heber,
17. Zebadja, Meschullam, Hizki, Héber,
17. Ary Zebadia sy Mesolama sy Hizky sy Hebera,
18. Ishmerai also, and Jezliah, and Jobab, the sons of Elpaal;
18. Jischmeraï, Jizlia et Jobab étaient fils d`Elpaal. -
18. Sy Jismeray koa sy Jizlia sy Jobaba, zanakalahin' i Elpala ireo.
19. And Jakim, and Zichri, and Zabdi,
19. Jakim, Zicri, Zabdi,
19. Ary Jakima sy Zikry sy Zabdy,
20. And Elienai, and Zilthai, and Eliel,
20. Éliénaï, Tsilthaï, Éliel,
20. Sy Elienay sy Ziletahy sy Eliala,
21. And Adaiah, and Beraiah, and Shimrath, the sons of Shimhi;
21. Adaja, Beraja et Schimrath étaient fils de Schimeï. -
21. Ary Adaia, sy Beraia, sy Simrata, zanakalahin' i Simey ireo,
22. And Ishpan, and Heber, and Eliel,
22. Jischpan, Éber, Éliel,
22. Ary Jispana sy Hebera sy Eliala,
23. And Abdon, and Zichri, and Hanan,
23. Abdon, Zicri, Hanan,
23. Sy Abdona sy Zikry sy Hanana,
24. And Hananiah, and Elam, and Antothijah,
24. Hanania, Élam, Anthothija,
24. Sy Hanania sy Elama sy Antokia,
25. And Iphedeiah, and Penuel, the sons of Shashak;
25. Jiphdeja et Penuel étaient fils de Schaschak. -
25. Sy Jifdia sy Penoela, zanakalahin' i Sasaka ireo.
26. And Shamsherai, and Shehariah, and Athaliah,
26. Schamscheraï, Schecharia, Athalia,
26. Ary Samseray sy Seharia sy Atalia,
27. And Jaresiah, and Eliah, and Zichri, the sons of Jeroham.
27. Jaaréschia, Élija et Zicri étaient fils de Jerocham. -
27. Sy Jaresia sy Elia sy Zikry, zanakalahin' i Jehorama ireo.
28. These were heads of the fathers, by their generations, chief men. These dwelt in Jerusalem.
28. Ce sont là des chefs de famille, chefs selon leurs générations. Ils habitaient à Jérusalem.
28. Ireo no lohan' ny fianakaviany araka ny firazanany, dia samy loholona. Ireo no nonina tany Jerosalema.
29. And at Gibeon dwelt the father of Gibeon; whose wife's name was Maachah:
29. Le père de Gabaon habitait à Gabaon, et le nom de sa femme était Maaca.
29. Ary tao Gibeona no nonenan' ny rain' i Gibeona, ary ny anaran' ny vadiny dia Imaka,
30. And his firstborn son Abdon, and Zur, and Kish, and Baal, and Nadab,
30. Abdon, son fils premier-né, puis Tsur, Kis, Baal, Nadab,
30. Ary Abdona no lahimatoany, dia Zora, dia Kisy, dia Bala, dia Nadaba,
31. And Gedor, and Ahio, and Zacher.
31. Guedor, Achjo, et Zéker.
31. Dia Gedora, dia Ahio, dia Zakera.
32. And Mikloth begat Shimeah. And these also dwelt with their brethren in Jerusalem, over against them.
32. Mikloth engendra Schimea. Ils habitaient aussi à Jérusalem près de leurs frères, avec leurs frères. -
32. Ary Miklota niteraka an' i Simea. Ireo koa dia niara-nonina tamin' ny rahalahiny tany Jerosalema nifanandrify fonenana taminy.
33. And Ner begat Kish, and Kish begat Saul, and Saul begat Jonathan, and Malchishua, and Abinadab, and Eshbaal.
33. "Ner engendra Kis; Kis engendra Saül; Saül engendra Jonathan, Malki Schua, Abinadab et Eschbaal."
33. "Ary Nera niteraka an' i Kisy; ary Kisy niteraka an' i Saoly; ary Saoly niteraka an' i Jonatana sy Malkisoa sy Abinadaba ary Esbala."
34. And the son of Jonathan was Meribbaal; and Meribbaal begat Micah.
34. Fils de Jonathan: Merib Baal. Merib Baal engendra Michée.
34. "Ary ny zanakalahin' i Jonatana dia Meribala; ary Meribala niteraka an' i Mika."
35. And the sons of Micah were, Pithon, and Melech, and Tarea, and Ahaz.
35. Fils de Michée: Pithon, Mélec, Thaeréa et Achaz.
35. Ary ny zanakalahin' i Mika dia Pitona sy Maleka sy Tarea ary Ahaza.
36. And Ahaz begat Jehoadah; and Jehoadah begat Alemeth, and Azmaveth, and Zimri; and Zimri begat Moza,
36. "Achaz engendra Jehoadda; Jehoadda engendra Alémeth, Azmaveth et Zimri; Zimri engendra Motsa;"
36. "Ary Ahaza niteraka an' i Joada, ary Joada niteraka an' i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry; ary Zimry niteraka an' i Moza;"
37. And Moza begat Binea: Rapha was his son, Eleasah his son, Azel his son:
37. "Motsa engendra Binea. Rapha, son fils; Éleasa, son fils; Atsel, son fils;"
37. "Ary Moza niteraka an' i Binea; Rafa no zanany lahy, Elasa no zanakalahin' i Rafa, Azela no zanakalahin' i Elasa."
38. And Azel had six sons, whose names are these, Azrikam, Bocheru, and Ishmael, and Sheariah, and Obadiah, and Hanan. All these were the sons of Azel.
38. Atsel eut six fils, dont voici les noms: Azrikam, Bocru, Ismaël, Schearia, Abdias et Hanan. Tous ceux-là étaient fils d`Atsel. -
38. Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy, ka izao no anarany: Azrikama sy Bokero sy Ismaela sy Searia sy Obadia ary Hanana.Ireo rehetra ireo no zanakalahin' i Azela.
39. And the sons of Eshek his brother were, Ulam his firstborn, Jehush the second, and Eliphelet the third.
39. Fils d`Éschek, son frère: Ulam, son premier-né, Jéusch le second, et Éliphéleth le troisième.
39. Ary ny zanakalahin' i Eseka rahalahiny dia Olama, lahimatoany, sy Jeosy, lahiaivo, ary Elifeleta, fahatelo.
40. And the sons of Ulam were mighty men of valour, archers, and had many sons, and sons' sons, an hundred and fifty. All these are of the sons of Benjamin.
40. "Les fils d`Ulam furent de vaillants hommes, tirant de l`arc; et ils eurent beaucoup de fils et de petits-fils, cent cinquante. Tous ceux-là sont des fils de Benjamin."
40. Ary ny zanakalahin' i Olama dia lehilahy matanjaka sy mahery fo sady mpandefa zana-tsipìka, ary nanana zanakalahy sy zafy maro izy, dia dimampolo amby zato.Ireo rehetra ireo no taranak' i Benjamina.